|
|
|
|

Entry1  rano maria
Elementary words  2 rano, 3 maria
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana.
6 Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
[ranomaria] 7 rano mafy [1.13]
Explanations in English  8 Water flowing swiftly [1.2]
Explanations in French  [ranomaria] 9 rapide [1.13]
Examples  10  Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#]
Synonyms  11 rano mandeha

Anagrams  12 Mariarano, rano maria

Updated on 2025/11/17